• Tsy azo ekena velively, fa lavina marindrano, ny hevitra ny amin'ny hoe fiaraha-mitantana momba ireo Nosy Malagasy, hoy ny SERA. Mila apetraka mazava tsara anefa ny fiandrianam-pizakana ananan'i Madagasikara amin'ireo nosiny ireo... • Hamoaka ny voka-pikarohana ny Fitsarana momba ny Kaonty sy ny Fitsarana ara-bola. Hisy koa fomba fiasa vaovao hahafahan'ny olom-pirenena mitondra ny hetahetany amin'izay rafi-panjakana mila hanaovana fitsirihana manokana... • Afaka hanatrika ny herinandro fampiroboroboana ny indostria ho an'ny SADC, ireo hivoaka ho mpandresy amin'ilay hetsika Rallyes des industries...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...