♦ Naneho ny heviny, Mompera Rakotondranaivo Herisoa José Gaston, taorian'ny fanendrena azy, ho lehiben'ny fikambanana Saleziana Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maurice... ♦ Tokony nakàna hevitra ireo mpisehatra rehetra, vao nisy ny fanolorana tolo-dalàna hanavaozana ny lalàm-pifidianana hoy ny Sampana Safidy... ♦ Efa tapi-dalan-kaleha ny fitondram-panjakàna Malagasy ka tsy antenaina hitondra fampandrosoana an'i Madagasikara intsony, raha ny nambaran'ny solombavambahoaka avy amin'ny vovonana Firaisankina... ♦ Taorian'ny fifanafihan'i Israely sy Iran omaly, dia manahy mafy amin'ny fihitaran'ny ady any amin'ny faritr'i Moyen-Orient ny firenena hafa...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 3 aogositra 2026

• Tontosa omaly tao amin'ny Katedraly Masindahy Josefa ao amin'ny Arsidiosezin'i Toamasina ny fanamasinana ho diakra ireo frera telo mirahalahy... • Ny 1 sy ny 2 aogositra no nanatanterahan'ny avy eo anivon'ny Fianakaviambe Fransiskana maneran-tany, ny diabe fransiskana isan-taona, etin'izy ireo hankalazana ny “Pardon d'Assise”... • Hanatanteraka fitsidihana apostolika any Assise ny Papa Léon XIV, amin'ny alakamisy 6 aogositra 2026...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...