♦ Mirehatra mena avokoa ny tondro misy amin'ny sehatra samihafa eto amin'ny firenena ka mametra-panontaniana ny Rodoben'ny mpanohitra ho an'ny Demôkrasia (RMDM) hoe misy mpitondra mamaha ny olam-bahoaka ve eto Madagasikara... ♦ Tsy nisy olana ara-pahasalamana tsikaritra nandritra ny andrana fitrandrahana fasimainty tao Toliara ny taona 2026 hoy Andriamatoa Jean Pascal Valiarimanana, manam-pahaizana manokana momba ny harena ankibon'ny tany... ♦ Tanterahana eny amin'ny kianjan'i Makis Andohatapenaka ny fiadiana ny amboaran'i Afrika amin'ny baolina lavalava, lalaovin'olona 15, ho an'ny Divisiôna voalohany, sokajy vehivavy...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...