♦ Naneho ny heviny momba ny disadisa misy eo amin'ny CENI sy ny Antenimieran-doholona ny fikambanana KMF/Cnoe Fanabeazana Olom-pirenena... ♦ Efa misy ireo orinasa mitaraina amin'ny fandaniana fanampiny noho ny delestazy ka mampihatra ny karama farafahakeliny ho an'ny mpiasa ao aminy... ♦ Mponina avy amin'ny tokantrano 150 eny amin'ny 67 Ha-Avaratra no tsy mankasitraka fanorenana trano iray eny an-toerana ka nametraka sora-baventy... ♦ Miantso ireo mpitondra Israeliana mba hanao laharam-pahamehana amin'ny fiarovana ireo hopitakt roa hany sisa mijoro ao Gaza ny OMS...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...