• Tontosa androany tany amin'ireo diosezy manerana ny nosy ny fanadinana CEPE Katolika. Tombana anatiny ary anehoana ny fiombonan'ireo sekoly katolika rehetra manerana ny nosy no antony anaovana ny fanadinana, hoy ny tompon'andraikitra... • Atao eny Anosy mandritra ny roa andro, nanomboka androany, ny fikaonan-doha ho fanetsehana ireo famatsiam-bola sy ireo fiaraha-miombona antoka maharitra ho an'ny jono sy ny fihariana anaty rano... • Feno 190 taona amin'ity taona ity ny Baiboly Malagasy voalohany. 60 taona koa ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy na ny FMBM. Hatao ny 21 jona 2025 etsy amin'ny CCI Ivato ny ivon'ny fankalazana...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 3 aogositra 2026

• Tontosa omaly tao amin'ny Katedraly Masindahy Josefa ao amin'ny Arsidiosezin'i Toamasina ny fanamasinana ho diakra ireo frera telo mirahalahy... • Ny 1 sy ny 2 aogositra no nanatanterahan'ny avy eo anivon'ny Fianakaviambe Fransiskana maneran-tany, ny diabe fransiskana isan-taona, etin'izy ireo hankalazana ny “Pardon d'Assise”... • Hanatanteraka fitsidihana apostolika any Assise ny Papa Léon XIV, amin'ny alakamisy 6 aogositra 2026...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...