♦ Fiombonam-bavaka sy fiaraha-mientana amin'ny fanohanana sy fanampiana ny Seminera, izay no nanamarihana fetim-bokatry ny Seminera Zandriny Fianakaviana Masina Ambohipo omaly Alahady... ♦ Natao hanoroana lalana sy ny hijerena ny ho avin'ny mpianatra any aoriana ny "Salon de l'avenir" nokarakarain'ny EESCATHO fikambanan'ireo Sekoly ambony katôlika eto Madagasikara, teny amin'ny ESCA Antanimena ny sabotsy teo... ♦ Trano fonenana miisa 500, amin'ny faritra samihafa eto Madagasikara no kendren'ny orinasa SEIMAD ho vitaina amin'ity taona 2025 ity... ♦ Olona miisa 22 no namoy ny ainy omaly tany Ranyones-Gaza vokatry ny daroka baomba Israelianina...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...