♦ Misy mivohy resaka politika ny asan-dahalo mitranga ao amin'ny Distrika Isandra. Nifandona tamin'ny mpitandro filaminana sy ny fokonolona ireo daholo ny alakamisy teo. Dahalo miisa 4 no maty, iray ny mpanara-dia... ♦ 25 taona nanabeazana tanora ny sekoly ambony ESSVA ao Antsirabe. Nankalazaina omaly ny ivon'ny fankalazana... ♦ Niampy 7 isa indray ny alika ampiasain'ny fadintseranana malagasy iadiana amin'ny osoka sy ny fanondranana antsokosoko harena voajanahary. Notolorana mari-piofanana ny Malagasy Mpibaiko azy ireo... ♦ Mangataka fanampiana ho an'ny mponina ao Gaza ny Sekretera jeneralin'ny Firenena Mikambana...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...