♦ Nanamarika ny taon-jaobily 2025 ny teny amin'ny Nonciature omaly. Fotoana nifampiarahaban'ireo Corps Diplomatiques tamin'ny nahazoana ny Papa vaovao... ♦ Ny Faritra Diana ao Nosy-Be indray no handray ny filan-kevitry ny ministra amin'ity anio ity, taorian'ny tany Mahajanga sy Toliara. Isanyho resahina mandritra izany ny olan'ny famatsiana herinaratra misy any an-toerana... ♦ Ilaina fanazavana ny teti-bolam-panjakàna hoy ny solombavambahoaka Hanitra Razafimanantsoa. Tsy voatery tsy maintsy hisy fanovana entina ny LFR, araka ny lalàna hoy ny solombavambahoaka sady mpahay lalàna Imbiky Herilaza...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 3 aogositra 2026

• Tontosa omaly tao amin'ny Katedraly Masindahy Josefa ao amin'ny Arsidiosezin'i Toamasina ny fanamasinana ho diakra ireo frera telo mirahalahy... • Ny 1 sy ny 2 aogositra no nanatanterahan'ny avy eo anivon'ny Fianakaviambe Fransiskana maneran-tany, ny diabe fransiskana isan-taona, etin'izy ireo hankalazana ny “Pardon d'Assise”... • Hanatanteraka fitsidihana apostolika any Assise ny Papa Léon XIV, amin'ny alakamisy 6 aogositra 2026...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...