♦ Ao anatin'ny fiomanana tanteraka amin'ny fandraisana ny andro nasiônaly ho an'ny vovonan'ny olon-dehibe amin'ny volana aogositra izao ny Diôsezin'i Morondava... ♦ Hatomboka amin'ny fiandohan'ny volana jona izao ny fankalazana ny faha-65 taona niverenan'ny fahaleovantenan'i Madagasikara... ♦ Nandiso ny fivoizana amin'ny fisian'ny baiko nataon'ny Ministry ny Fitsaràna tamin'ny fifaninanana fandraisana mpandraharaha ny fonja farany teo, ny tale jeneralin'ny sekolim-pirenena manofana ho mpandraharaha ny fonja... ♦ Namoaka didy ny fampanoavana any Rosia fa tsy afaka miasa any amin'ity firenena ity ny Amnesty International...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...