• Ireo tsara ho fantatra sy ny fanentanana momba ny Andro Nasionaly ho an'ny Vovonan'ny Olondehibe, amin'ny volana aogositra any amin'ny Diosezin'i Morondava... • Hatomboka amin'ny fiandohan'ny volana jona izao ny fankalazana ny faha-65 taona niverena'ny Fahaleovan-tenan'i Madagasikara... • Nandiso ny fivoizana amin'ny fisian'ny baiko nomen'ny Minisitry ny Fitsarana, tamin'ny fifaninanana fandraisana mpandraharahan'ny fonja farany teo, ny Tale jeneralin'ny Sekolim-pirenena manofana ho Mpandraharahan'ny Fonja, na ny ENAP...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...