• Filana voa tsy ary sy filana kisa ary fanaovana tsinontsinona ny vahoaka ny fametrahana amin'ny fomba ofisialy ireo Ben'ny Tanana tsy lanim-bahoaka tamin'ny fomba demokratika, hoy ny Solombavam-bahoakan'i Vatomandry... • Hanamora ireo dinika ara-panjakana hanamafisana ny fiaraha-miasa ara-toekarena eo amin'i Madagasikara sy i Japon ny AEMAJA... • Manamafy ny fahaiza-manao eo amin'ny fampianarana, ireo mpampianatra miisa 134 avy amin'ny sekoly katolika, ao amin'ny Diosezin'i Mahajanga...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...