♦ Dinihana mandritra ny filan-kevitry ny Ministra sy Governemanta amin'ity herinandro ity ilay tataon-ketra 47% alain'ny amerikanina amin'ireo entana malagasy miondrana any amin'izy ireo... ♦ Ilaina foana ny fisian'ny fifampidinihana an-databatra boribory eo amin'ireo manohoitra sy ireo manaiky ny hirosoana na tsia amin'ny tetik'asa Base Toliara hoy ny Sekretera Jeneralin'ny harena ankibon'ny tany sy ny Loharanon-karena stratejika teo aloha Imbiky Herilaza... ♦ Tsy maintsy hisy fanovana entina amin'ny fandaharam-pianarana eny anivon'ny sekoly fampianarana teknika, fanovana natao hifanaraka amin'ny fiovan'ny toetry ny andro sy takian'ny vanim-potoana...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 3 aogositra 2026

• Tontosa omaly tao amin'ny Katedraly Masindahy Josefa ao amin'ny Arsidiosezin'i Toamasina ny fanamasinana ho diakra ireo frera telo mirahalahy... • Ny 1 sy ny 2 aogositra no nanatanterahan'ny avy eo anivon'ny Fianakaviambe Fransiskana maneran-tany, ny diabe fransiskana isan-taona, etin'izy ireo hankalazana ny “Pardon d'Assise”... • Hanatanteraka fitsidihana apostolika any Assise ny Papa Léon XIV, amin'ny alakamisy 6 aogositra 2026...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...