♦ Ny orinasa Green Mada Land no nahazo ny fifanarahana hanofa mandritry ny 50 taona azo havaozina ny Nosy Sakatia araka ny fampahafantarana nataon'ny Ministeran'ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny tany... ♦ Anjaran'ny Faritra Anôsy indray no nisitraka ny fandaharan'asa Fijery Hafa ka vehivavy voafonja miisa 15 nahavita fiofanana momba ny zaitra tao amin'ny fonjan'i Taolagnaro no notoloran'ny Ministeran'ny Fampianarana teknika sy Fanofanana Arak'Asa mari-pahavitana fiofanana... ♦ Miditra amin'ny andrana ara-teknika tapany fahatelo ny zotra volomboasary miainga eo amin'ny La City Ivandry hatrany Ambatobe ny fitanterana an-tariby (TPC)...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 13 jolay 2026

• Nodimandry androany teo amin'ny faha-98 taonany, i Mgr Raymond Razakarivony, Eveka emeritan'ny Diosezin'i Miarinarivo... • Manoloana izao zava-misy eto Madagasikara izao, dia ny fahaverezan'olona sy ny fahafatesan'olona, dia misy ny fanambarana sy ny fanentanana ary ny hafatra avy amin'ny Finvondronamben'ny Evekan'i Madagasikara... • Asehon'i Kristy ny fahalalahan-tananan'Andriamanitra mpamafy ny teny. Navoitran'ny Papa io nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...