• Vaky androany vao maraim-be ny fefilohan'i Sisaony eny Ambohidava, Kaominina Ampitatafika. Mety ho anton'izany ny fiakaran'ny rano mihoatra ny fetra farany eny amin'ity renirano ity, nanomboka omaly... • Hanao antso tolo-bidy ho an'ireo mpisehatra vonona ho “Comptoir de l'Or” ny Minisiteran'ny Harena ankibon'ny tany sy ny Banky Foiben'i Madagasikara... • Nihaona tamin'ny Minisitra mpiahy ny solontenan'ireo mpiasan'ny fahasalamana. Noresahana ny famahana ireo olana nahatonga hetsika fikasana hampiato ny asa eny amin'ny hopitaly, ny herinandro teo...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...