• Manana roapolo andro hanamarina ny anarany ao anatin'ny lisi-pifidianana ny olom-pirenena. Efa nalefa eny amin'ny Fokontany avokoa ny lisi-pifidianana avy nohamarinin'ny Vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana eny anivon'ny Distrika... • Hanomboka amin'ny zoma 21 marsa 2025 ny fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny fankalazana ny faha-78 taona nisian'ny tolo-panafahana 1947. Lohahevitry ny fankalazana amin'ity taona ity ny hoe : “Tolo-panafahana : fanilo miampita ho an'ny taranaka”... • Hanokana andro iray hanehoana ny firaisamonin'izy ireo ny sendikan'ny Paramed SISFM. Hetsika hatao ny alakamisy 20 marsa 2025. Fotoana hisaonana ireo rasazy maty...

[Miara-dàlana] Zoma 28 aogositra 2026

• Tanterahina ao Sambava ny JMJ andiany faha-7 ho an'ny Arsidiosezin'Antsiranana, nanomboka ny alarobia 26 aogositra 2026... • Manatanteraka ny fihaonambe voalohany ny Vovonan'ny Olondehibe ao amin'ny Diosezin'i Farafangana, mandritra ny telo andro... • Notanterahina tao Vatican ny fihaonana iraisam-pirenena, nandinihina manokana ny momba ny loza ateraky ny fikirakirana sy ny fanondranana zava-mahadomelina, nokarakarain'ny Departementa PLAPA ao amin'ny CELAM...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...