- Miteraka voka-dratsy ara-batana sy ara-tsaina, ary ara-toekarena ny tsy fahaizana mifehy tambazotran-tserasera samihafa, hanofana mpianatra hisorohana izany ny ONG H.D.A...
- Hiara-hiasa amin'ny sehatra marolafy ny kaominina Antananarivo renivohitra sy ny fikambanana Skoto miisa valo eto Madagasikara...
- Nanantanteraka fivoriana maika ireo tompon'andraikim-panjakàna tao Toamasina, manoloana ny tsy fandriam-pahalemana izay nafamàna tato ho ato tany an-toerana...
- Manantena ny fiavian'ny orana hanampy azy ireo amin'ny fifehezana ny doro ala, any amin'ny faritra avaratr'i Japon, ireo mpamonjy voina any an-toerana...