• Manamafy ny antso ho amin'ny fiombonana sy famondronana ny hery ho an'ny mpisehatra rehetra hiady amin'ny fahapotehan'ny firenena ny filohan'ny Antoko Tiako i Madagasikara...
  • Hitory ny tranokala mpampahalala vaovao iray noho ny voalaza fa fanaparitahana vaovao tsy marina ka naha voatonotonona ny kabinetrany amina resaka ady tany, eny anivon'ny Cybercriminalité ny filohan'ny SENAT...
  • Nahatratra 10.595 ireo olona nisoratra anarana hanaraka ny fampiofanana tamin'ny "fijery hafa" karakarain'ny ministeran'ny fampianarana teknika sy fanofanana arak'asa tao Manakara, mizara amina lalam-piofanana miisa 8...
  • Ny kardinaly Angelo De Santis no hiatrika ny Sorona Masina fanombohana ny vanim-potoanan'ny Karemy amin'ny alarobia ho avy izao, izay hatao ao amin'ny Basilika Masimbavy Sabine ao Vatican...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 3 aogositra 2026

• Tontosa omaly tao amin'ny Katedraly Masindahy Josefa ao amin'ny Arsidiosezin'i Toamasina ny fanamasinana ho diakra ireo frera telo mirahalahy... • Ny 1 sy ny 2 aogositra no nanatanterahan'ny avy eo anivon'ny Fianakaviambe Fransiskana maneran-tany, ny diabe fransiskana isan-taona, etin'izy ireo hankalazana ny “Pardon d'Assise”... • Hanatanteraka fitsidihana apostolika any Assise ny Papa Léon XIV, amin'ny alakamisy 6 aogositra 2026...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...