• Tra-tehaky ny zandary tany Anjeva sy teny Sabotsy-Namehana ireo roalahy namaky trano sady nandratra zaza manana toe-batana "autiste" teny amin'ny Fokontany Amboidiafontsy Kaominina Ampitatafika, Distrika Atsimondrano...
  • Niverina an-tsekoly nanomboka androany ireo mpianatra amin'ny sekolim-panjakana eto Analamanga rehefa avy niato nandritra ny tapa-bolana, mbola manana fotoana hanenjehana ny fandaharam-pianarana ireo sekoly...
  • Niverina amin'ny fitiavan'ny mpankafy azy teo aloha ny karaté Malagasy. Hita taratra tamin'ilay fifaninana "Coupe de Madagascar enfant et féminine" andiany faharoa hoy ny filohan'ny Federasiôna...
  • Mihatsara ny fahasalaman'ny Papa François, 17 andro aty aorian'ny nidirany Hopitaly tao Gemelli, araka ny fampahalalam-baovao avy eo anivon'ny Fiketrahaa Masina...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...