Miha mehery hatrany ny rivotra entin'ilay rivo-doza HONDE ao amin'ny lakan-dranon'i Môzambika. Vinavinaina ho lasa "Cyclone Tropical" izy ao anatin'ny 24 ora hoy ny Météo Madagascar...
Nankatoavin'ny Filan-kevi-pitantanan'ny tahirim-bola iraisam-pirenena ny hamoahana ny vola 103 tapitrisa Dôlara amin'ny andiany voalohan'ny FEC sy ny FRD. Famatsiam-bola hanampiana ny kitapom-bolam-panjakàna...
Nanome baiko hanakatonana ny faritra MAPUTO ao ain'ny fonjan'Antanimora ny Ministry ny Fitsaràna. Tsy tokony hisy hoy izy ny fanomezana tombon-dahany ho an'ny voafonja manan-katao...
Mitsidika ny any Portugal mandritra ny 2 andro ny filoham-pirenena Frantsay Emmanuel Macron. Hiompana amin'ny fanomanana ny fihaonamben'ny firenena Mikambana momba ny ranomasina ny diany...
• Nanentana ny kristianina rehetra, hivavaka sy handini-tena, ny avy eo anivon'ny Fiombonan'ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara, tamin'ny hafatra navoakan'izy ireo ny zoma 26 septambra 2025... • Tontosa ny sabotsy 27 septambra 2025, ny famindrana ny taolambalon'i Mompera Vladimir, izay tany amin'ny Diosezin'i Toamasina, ho ao amin'ny fasan'ny Fikambanana ao Ambohidratrimo Antananarivo... • Notontosaina ny sabotsy 27 septambra 2025 ny fitsofan-drano ny fasana ary ny famindrana ireo pretra sy frefra miisa 13 efa nialoha lalana, teny amin'ny Monasitera Masina Maria Ambohimanjakarano Mahitsy...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.