• Vinavinaina hitombo hery ka ho lasa rivo-doza ireo faritra andro ratsy manodidina ny morontsirak'i Madagasikara...
  • Namory an'ireo mpiara-miombon'antoka aminy, eo amin'ny sehatry ny fanabeazana sy ny famoronana asa mendrika ho an'ny tanora ny Don Bosco Madagascar...
  • Nosoniavina omaly teny amin'ny Episcopat Antanimena ny fifanarahana eo amin'ny Vaomieran'ny Eveka ho an'ny Fahamarinana sy ny Fiadanana sy ny Orinasa Base Toliara. Miompana amin'ny fananan-tany ny fiaraha-miasa...
  • Manantena ny ahitana fifanarahana hampitsahatra ny ady any Ukraine ny filoha Frantsay sy Amerikanina tamin'ny fihaonan'ny roa tonta omaly...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...