• Milaza ho manana vahaolana hanarenana ny orinasa, ny "Corps Social" eo anivon'ny JIRAMA. Tafatsangana ary nampahafantarina teny Mahamasina ny "Corps social" nampivondronana ny mpiasa io...
  • Fanadihadiana momba ny fihetsika mila arahina ho fiarovana ny niharam-boina mba tsy hampihitatra ny fahavoazana...
  • Miisa telo ireo olona efa voasambotra tamin'ny raharaha fitifirana an'ny Rasazy Narindra. Iray amin'ireo voasaringotra ireo ny tompon'andraikitra teo aloha tao amin'ny kaominina Mangataboahangy...
  • Afaka nanatrika ny Eokaristia Masina tao amin'ny Hôpitaly Gemelli hitsaboana azy i Papa François omaly...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...