• Misy faritra andro ratsy roa mivoatra miadana manodidina an'i Madagasikara. Mitoetra any Atsinanan'ny morontsiraka afovoany-Atsinanan'ny nosy ny voalohany ary ao amin'ny lakandrano Môzambika ny faharoa...
  • Nitera-doza teny Ilanivato ny fihotsahan'ny rindrin-tany manana haavo sahavo 10 metatra. Olona telo no maty vokatr'izany...
  • Tafita hiatrika ny fiadiana ny tompon-dakan'i Afrika eo amin'ny taranja Basket-bal 2025, izay hatao any Angola, ny ekipam-pirenena Malagasy Ankoay...
  • Vaovao mikasika ny fahasalaman'ny Papa François...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...