• Tsy mbola nisy mangirana, iray volana sy tapany aty aoriana ilay fitorian'ny Antoko HVM teny anivon'ny Sampana Misahana ny Heloka an'habaka,  mikasika ny  raharaha faénapariahana vaovao tsy marina, sy fanalambaraka nataona tambazotran-tserasera iray...
  • Tsy marisika intsony amin'y fisoratana anarana anaty lisitry ny mpifidy ny olom-pirenena feno taona, tamin'ny fanavaozana isan-taona ny lisi-pifidianana (RALE)...
  • Tantsaha manodidina ny 1.300 isa no voakasika amin'ny famerenana ny masomboly vary safiotra, nozarain'ny fitondram-panjakàna tao amin'ny kaominina Antanambe-Distrika Amparafaravola...
  • Mitohy ny fitsaboana sy ny fanaraha-maso ny fahasalaman'ny Papa François ao amin'ny Hôpitaly Gemelli...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...