Miandry ny tatitra mahakasika ny fitsirihana ny bozaka eo amin'ny kianjan'ny Barea Mahamasina ny mety ho fankatoavan'ny CAF na tsia ity kianja ity...
Ho tontosaina anio talata any RYAD Arabie-Saoudite ny fihaonana eo amin'ny lehiben'ny diplômasia Amerikanina Marco Rubio sy Rosianina Sergei Lavrof, handinihina ny raharaha any Ukraine...
Anio talata no daty farany tokony hialan'ny tafika Israelianina any amin'ny faritra atsimon'i Liban...
• Nanentana ny kristianina rehetra, hivavaka sy handini-tena, ny avy eo anivon'ny Fiombonan'ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara, tamin'ny hafatra navoakan'izy ireo ny zoma 26 septambra 2025... • Tontosa ny sabotsy 27 septambra 2025, ny famindrana ny taolambalon'i Mompera Vladimir, izay tany amin'ny Diosezin'i Toamasina, ho ao amin'ny fasan'ny Fikambanana ao Ambohidratrimo Antananarivo... • Notontosaina ny sabotsy 27 septambra 2025 ny fitsofan-drano ny fasana ary ny famindrana ireo pretra sy frefra miisa 13 efa nialoha lalana, teny amin'ny Monasitera Masina Maria Ambohimanjakarano Mahitsy...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.