• Nodimandry tampoka ny ben'ny tanàna vaovao any amin'ny kaominina Karianga, distrikan'i Farafangàna. Fahafatesana nitranga ny ampitson'ny nahavitan'ny famindram-pitantanana...
  • Miato ny fampianarana amina CISCO miisa telo eto Antananarivo, noho ny fiakaran'ny rano. Voasokajy ho faritra mena amin'ny rano miakatra ny faritra Analamanga, nanomboka ny faran'ny herinandro teo...
  • Tsy mitsahatry ny mihatsara ny kalitaon'ny fandraisana etsy amin'ny seranam-piaramanidina Ivato. Nitombo 14% ny isan'ny mpandeha noraisina tamin'ny taona 2024 iny...
  • Hisy ny fihaonana tsy ho ela eo amin'ny filoha amerikanina Donald Trump sy ny filoha rosianina Vladmir Poutine. Fihaonana mety hampitsahatra ny ady any Ukraine...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...