Miharatsy hatrany ny tontolon'ny demôkrasia eto Madagasikara hoy ny antoko TEZA. Tsy misy intsony ny fahafahana maneho hevitra sy ny fitakian-jo ho an'ny olom-pirenena. Isan'izany hoy ny filoha nasiônaliny ny zava-nitranga tao Vatomandry sy ny tany Antsiranana...
Zava-dehibe ny fifanakalozan-kevitra eo amin'ny Fanjakàna sy ny Firaisamonim-pirenena hamahàna ny olan'ny fananan-tany eto Madagasikara. Nivory nandinika ny momba izany teto an-drenivohitra ny firaisamonim-pirenena misehatra amin'ny fananan-tany...
• Nanentana ny kristianina rehetra, hivavaka sy handini-tena, ny avy eo anivon'ny Fiombonan'ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara, tamin'ny hafatra navoakan'izy ireo ny zoma 26 septambra 2025... • Tontosa ny sabotsy 27 septambra 2025, ny famindrana ny taolambalon'i Mompera Vladimir, izay tany amin'ny Diosezin'i Toamasina, ho ao amin'ny fasan'ny Fikambanana ao Ambohidratrimo Antananarivo... • Notontosaina ny sabotsy 27 septambra 2025 ny fitsofan-drano ny fasana ary ny famindrana ireo pretra sy frefra miisa 13 efa nialoha lalana, teny amin'ny Monasitera Masina Maria Ambohimanjakarano Mahitsy...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.