• 11 febroary 1975 — 11 febroary 2025, 50 taona androany ny nitifirana ny Kolonely Ratsimandrava Richard. Lanonana ara-miaramila toy ny fanao isan-taona no nanamrihana izany teny Ambohijatovo, toerana nitrangan'ny fitifirana... • Mbola mila ezaka goavana i Madagasikara amin'ny ady amin'ny kolikoly. Laharana faha-140 amin'ny firenena 180 isika araka ny IPC, ho an'ny taona 2024... • Niova ny daty hanaovana ny fihaonamben'ireo manam-pahaizana iraisam-pirenena momba ny gidro sy ny rajako, eto Madagasikara. Hotanterahana eto Antananarivo eo anelanelan'ny faha-20 sy ny faha-26 jolay 2025 indray noho izany io fihaonana io...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...