• Nolavin'ny Fitsaràna misahana ny ady atao amin'ny Fanjakàna ny fitoriana napetraky ny ben'ny tanàna lanim-bahoaka any Antsiranana. Fitoriana nangataka ny hampiatoana ny PDS...
  • Tsaroana androany ny faha-50 taona nitifirana ny Kôlônely Richard Ratsimandramba teny Ambohijatovo ambony. Nisy ny hetsika nanamarihana izany ny tapany maraina teo...
  • Nisy nametra-pialàna ireo mpanolontsainan'ny tanàna eo anivon'ny Kaominina Antananarivo, avy amin'ny antoko TIM. Natao izay hampitarazoka ny fanendrena izay ho solony hoy i Clémance Raharinirina...
  • Lalovan'ny hafanana be ankehitriny ny any amin'ny faritra atsimon'i Brésil. Mahatratra 40°C ny mari-pàna. Nahemotra ny fidiran'ny mpianatra an-tsekoly any an-toerana...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...