• Ny hamerenana an'i Madagasikara ho NOSY MAITSO no antony nambolen'ny ministeran'ny tanora sy ny fanatanjahantena zana-kazo teny Carion ny sabotsy teo...
  • Miseho lany ny tsy fitoviam-pijery eo amin'ireo mpikambana ao amin'ny Mouvement GASIKARA, ankehitriny. Hiara-hiasa amin'ny ben'ny tanàna ao Antananarivo-renivohitra ny mpanolontsaina monisipaly lany tamin'ny anaran'ny vovonana MG Mahery Miller...
  • Hiara-hiasa akaiky amin'ny Diôsezin'i Toamasina ny masoivoho Japoney mahakasika ny fahasalamana, vita sonia ny herinandro lasa teo ny fifanarahana momba izany...
  • Afaka mivezivezy malalaka Mianatsimo sy Mianavaratra ireo mponina any amin'ny faritra GAZA satria niala tany amin'ny faritra Netzarim ny tafika Israelianina...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...