• Manjavozavo tanteraka ny fampiharana ny lalàna momba ny famerenana ny fifidianana kanefa olana hafa koa ny kaominina notantanan'ny PDS hoy ny fikambanana KMF/Cnoe Fanabeazana olom-pirenena...
  • Navoakan'ny Ministeran'ny Fampianarana Ambony sy ny Fikaroahana ara-tSiansa ny datin'ny fanadinam-panjakàna bakalôrea fampianarana ankapobeny sy ny fampianarana teknika...
  • Efa eny am-pelan-tanan'ny fitondram-panjakàna ny paik'ady vaovao iadiana amin'ny kolikoly na ny SNLCC 2025-2030...
  • Isan'ireo firenena ho lasibatry ny fanapahan-kevitry ny filoha amerikana Donald Trump eo amin'ny resaka hetra amin'ny fadintseranana i Canada sy Mexique ary i Chine...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 20 jolay 2026

• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...