• Mbola hitohy anio ny hamafin'ny rivotra any amin'ny morontsiraka atsimo andrefan'ny nosy. Tany atsimo andrefan'i Itampolo ao amin'ny Distrika Ampanihy omaly tolakandro no nisy ny foiben'i Elvis...
  • Nihaona nivantana tamin'ny tale jeneralin'ny JIRAMA sy ireo tale mpiara-miasa aminy ny Federasiônan'ny Mpiaro ny Zon'ny Mpanjifa. Tsy ho zakan'ny vahoaka ny delestazy sy ny tsy fahampian-drano hoy ireto farany...
  • Nisy fivoarana azo tsapain-tanana ny fampiharana ny mangarahara sy ny tamberin'andraikitra tamin'ireo sekoly niasan'ny tetik'asa SCORE II nandritra ny fizohiana sy ny fanaraha-maso nataony teo anivon'ny sekoly niasany...
  • Hanohitra ny fanafiham-bohitra ataon'ny miaramila mpioko tohanan'i Rwanda ao Goma ny tafi-panjakàna any RDC. Nikabary nanoloana ny vahoakany ny filoha Tshisekedi manoaloana ny zava-misy any Goma...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...