• Tafakatra 11 isa ireo olona varira namoy ny ainy tamin'ny tranga fakana an-keriny niseho ny taona 2024 iny ary ankizy iray hafa mbola tsy hita popoka raha ny fanadihadiana natao tamin'ny Fikambanan'ny Varira eto Madagasikara...
  • Mila hajoro eny anivon'ny Fokontany ny atao hoe "auto-défense Villagéoise" hiadiana amin'ny tsy fandriam-pahalemana hoy ny tolo-kevitry ny solombavambahoaka Rajerison Antoine...
  • Ho fantatra amin'ny zoma izao fara-fahatarany ny anaran'izay ho mpanazatra vaovaon'ny ekipam-pirenena Malagasy amin'ny taranja baolina kitra na ny BAREA A. Anaranar roa no miverimberina amin'izany...
  • Mihamafy hatrany ny fifandonana eo amin'ny tafi-panjakàna any amin'ny RDC sy ny mpihoko mitam-piadiana M23 izay tohanan'ny fitondrana Rwandais...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...