Nijoro ny "SERA" ivondronan'ireo raiamandreny saika hanelanelana ny raharaham-pifidianana tamin'ny 2023. Nahery vaika avy hatrany ny fanenjehan'ireo mpomba ny fitondràna azy ireo...
Hadinina any Génève Suisse ny momba ny fanajàna ny zon'olombelona ataon'ny mpitondra eto Madagasikara. Ministra no misolo tena ny fitondràna Malagasy any an-toerana...
Miha-mitombo hery, ka ahiana hivadika rivo-doza ato anatin'ny 30 ora ilay faritra andro ratsy ao amin'ny lakan-dranon'i Môzambika. Miteraka fikorontanan'ny toetry ny andro an-dranomasina izy...
NIha-nahery vaika androany maraina ny fifandonana eo amin'ny tafi-panjakàna Congolais sy ny M23 any Goma, RDC. Tsy mahita izay halehany ny mponina manoloana io ady io...
• Nanentana ny kristianina rehetra, hivavaka sy handini-tena, ny avy eo anivon'ny Fiombonan'ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara, tamin'ny hafatra navoakan'izy ireo ny zoma 26 septambra 2025... • Tontosa ny sabotsy 27 septambra 2025, ny famindrana ny taolambalon'i Mompera Vladimir, izay tany amin'ny Diosezin'i Toamasina, ho ao amin'ny fasan'ny Fikambanana ao Ambohidratrimo Antananarivo... • Notontosaina ny sabotsy 27 septambra 2025 ny fitsofan-drano ny fasana ary ny famindrana ireo pretra sy frefra miisa 13 efa nialoha lalana, teny amin'ny Monasitera Masina Maria Ambohimanjakarano Mahitsy...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.