• Tsy tokony ho fandrebirebena saim-bahoaka fa tena haverina ny fifidianana ben'ny tanàna sy mpanolontsaina tamin'ireo kaominina sasany, hoy ny KMF/Cnoe. Hitondra ny heviny eto ity Firaisamonim-pirenena ity...
  • Tsy mbola tapaka ny fampidinana saran-dalan'ny Zotra nasiônaly eny amin'ny toby fiantsonana Maki Andohatapenaka. Tsy ny vidin-tsolika ihany no mamaritra ny fampidinana saran-dalana hoy ireo mpitatitra...
  • Tsy hampidina saran-dalana ny vondron'ireo mpitatitra ao Antananarivo renivohitra, na teo aza ny fidinan'ny vidin'ny solika. Hijanona 600Ariary ihany ny saran'ny taxi-be...
  • Mangotraka ny ady any Goma any atsimon'ny Repoblika Demôkratikan'i Congo. Mangataka amin'ny Firenena Mikambana hanasaziana ny firenena Rwandais i RDC...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...