• Tsy zakan'ny Malagasy intsony, raha mbola hisy krizy ateraky ny korontana pôlitika eto Madagasikara, raha ny nambaran'ny sekreteram-panjakàna miadidy ny tanàna vaovao sy ny toeram-ponenana...
  • Manohy ny fanamboarana ny lalam-pirenena faha-9 miainga ao Toliara ny fitondram-panjakàna...
  • Mbola manantena ny fisodrotan-karama ho an'ny mpiasa amin'ny sehatra tsy miankina ireo Sendikà ho an'ity taona 2025 ity...
  • Miaramila vavy Israelianina takalon'aina miisa 4, teo am-pelan-tanan'i Hamas no havotsotra androany sabotsy hariva, raha ny nambaran'ny Hamas omaly...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...