• Lasan'ny IRMAR ny toeran'ny filohan'ny mpanolontsainan'ny tanàna eo anivon'ny Kaominina Antananarivo renivohitra...
  • Fanapahan-kevitra pôlitika ny nampidinana ny vidin-tsolika fa tsy fampiharana ny vidiny tena marina, raha ny nambaran'ny filoha mpiara-mitantana ny Vovonana Firaisan-kina Siteny Randrianasoloniaiko...
  • Tsy fantatra na efa maty na mbola velona ireo olona efatra nalain'ny dahalo takalon'aina tany Bevandrana Ambohibarivolena ny 18 desambra...
  • Vonona hifampidinika amin'ny filoha Amerikanina Donald Trump amin'ny fikatsahana vahaolana hampitsaharana ny ady eo amin'i Ukraine sy Rosia ny filoha Rosianina Vladmir Poutine raha ny nambarany...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...