• Hitory eny amin'ny filan-kevi-panjakàna momba ny fifidianana ben'ny tanànan'Antananarivo ny antoko TIM sy ny Vovonana Firaisan-kina, Nanao fanambaràna Andiamatoa Marc Ravalomanana androany...
  • Nanao tatitra momba ny asa ho  an'ny taona 2024 androany ny SAMIFIN.  Vola 2 miliara Ariary saika hofotsiana no nogiazan'ity sampan-draharaha ity tamin'ny taon-dasa teo iny...
  • Nankasitrahan'ny Alliance Voahary Gasy ny nafahana nisambotra ireo atidoha saika hanondrana harem-pirenena. Mbola olana goavana ny teti-bola isahànana ny harena voajanahary hoy izy ireo...
  • Nampanantena fanohanana hatrany an'i Israel ny Amerikanina, amin'izao fitondran'ny filoha Donald Trump izao. Nifampiresaka momba izany ny Praiministra israelianina sy ny lehiben'ny diplômasia vaovao any Etazonia...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 14 septambra 2026

• Nankalazaina omlay alahady ny Jobily faha-25 naha Eveka sy ny faha-40 taona naha Pretra an'i Mgr Zygmunt Robaszkiewicz, Evekan'i Mahajanga... • Hanatanteraka fampiofanana ho an'ireo handimby toerana ny Birao Nasionaly, ny avy eo anivon'ny MDMK/CVX, amin'ity volana septambra ity... • Relijiozy Seleziana Don Bosco miisa 15 no manaraka fiofanana any Roma, hanao misionera...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...