• Handray ny asany amin'ny maha ben'ny tanànan'Antananarivo renivohitra azy rahampitso Ramatoa Ramanantsoa Harilala. Hatao eo amin'ny fidasin'ny Lapan'ny tanàna Analakely ny lanonana ametrahana azy ôfisialy...
  • Averina ny fifidianana ben'ny tanàna sy ny mpanolontsaina ao amin'ny kaominina Andohan'Ilakaka Distrikan'Ihosy. Izay no didy navoakan'ny Fitsaràna misahana ny ady amin'ny Fanjakàna Faritanin'i Fianarantsoa...
  • Misedra fahasahiranana amin'ny fambolem-bary ny ao amin'ny lemak'Alaotra. ny 20% maherin'ny tanimbary ao Ambatondrazaka no voaketsa ary raha toa ka 40% izany ho an'ny ao Amparafaravola...
  • Nandefa miaramila miisa 1.500 any amin'ny sisin-tany faritra atsimon'i Etazonia ny fanjakàna amerikanina, ho fiarovana ny sisin-tany amin'ny fidiran'ny mpifindra monina antsokosoko...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 20 jolay 2026

• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...