• Mafana ny toe-draharaha politika ao Andohan'Ilakaka eo am-piandrasana ny voka-pifidianana raikitra havoaky ny Fitsaràna miady amin'ny Fanjakàna anio alarobia ao Fianarantsoa, milaza ny tsy hanaiky ny mety ho fiovan'ny voka-pifidianana ireo mponina...
  • Miverina indray ny fahatapahan-jiro mifandimby ho an'ny tambazotra iraisan'Antananarivo ary aharitra ora 3 isaky ny fahatapahana izany, raha ny fampahafantarana nataon'ny Jirama...
  • Sazy anterivozona 5 hatramin'ny 20 taona no miandry ilay raim-pianakaviana nahavita nivady tamin'ny zanany vavy nandritra ny 19 taona araka ny fanazavana nentin'ny tonia mpampanoa lalàna...
  • Farafahakeliny 66 isa ireo olona namoy ny ainy ary 51 isa ireo naratra nandritra ny fahamaizana nitranga tamina hotely tany Turquie ny alin'ny alatsinainy 20 janoary, hifoha talata...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 20 jolay 2026

• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...