Omena fiofanana eny Nanisana mba ho matihanina kokoa momba ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana sy ny fisorohana ny loza, ireo mpamily fiara sy moto miisa 120 eo anivon'ny SMA...
Voafetry ny lalàna ny andraikitry ny Fitsaràna misahana ny ady ifanaovana amin'ny Fanjakàna, momba ny fifidianana ben'ny tanàna sy ny mpanolontsaina...
Efa miantraika lalina eto Madagasikara ny fiovan'ny toetr'andro, ateraky ny fanimbana ny tontolo iainana toy ny : doro-tanety sy ny doro ala...
Tsy mankasitraka ny fandroahana foabe ireo mpifindra-monina antsokosoko any Etazonia ny Arsevekan'i Chicago Blaise Cupich...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.