• Hotanterahina any Morondava amin'ny volana aogositra izao ny andro nasiônalin'ny olon-dehibe andiany faharoa. Misy ny hafatra avy amin'ny CEPAL...
  • Nahazo fankasitrahana ara-bola ireo mpiasan'ny fadintseranana nahatratra ireo volamena saika ahondrana any ivelany ny volana desambra teo. Nisy nahazo vola maherin'ny 97.000.000 Ariary izy ireo...
  • Tsy misy fiantraikany hidinan'ny vidim-piainana eto Madagasikara ny fihenàn'ny vidin-tsolika hoy ny mpahay toe-karena sy mpandinika fiaraha-monina iray...
  • Nihaniana amin'ny maha filoham-panjakàna amerikanina faha-47 azy omaly, Andriamatoa Donald Trump. Fanovàna maro no nambarany fa ho entiny, hampatanjaka indray an'i Etazonia...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...