Iaino hatrany ny fahamarinana na dia toa tsy misy mahita aza, hoy ny hafatra avy amin'ny FFKM. Mitantana ny FFKM manomboka izao ny avy amin'ny EKAR...
Hitohy anio sy amin'ny alarobia izao ny famoahana ny Fitsaràna misahana ny ady amin'ny Fanjakàna any amin'ny Faritany dimy, voka-pifidianana ben'ny tanàna sy mpanolontsaina...
Efa mila mizatra manoloana ny ho fiovaovan'ny vidin-tsolika amin'izay isika eto Madagasikara manomboka izao, hoy ny ministry ny angovo sy ny akoranafo...
Nankasitraka ary miantso hatrany amin'ny Fanajàna ny fifanarahana fampitsaharana ny ady any Gaza ny Papa François...
• Nanentana ny kristianina rehetra, hivavaka sy handini-tena, ny avy eo anivon'ny Fiombonan'ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara, tamin'ny hafatra navoakan'izy ireo ny zoma 26 septambra 2025... • Tontosa ny sabotsy 27 septambra 2025, ny famindrana ny taolambalon'i Mompera Vladimir, izay tany amin'ny Diosezin'i Toamasina, ho ao amin'ny fasan'ny Fikambanana ao Ambohidratrimo Antananarivo... • Notontosaina ny sabotsy 27 septambra 2025 ny fitsofan-drano ny fasana ary ny famindrana ireo pretra sy frefra miisa 13 efa nialoha lalana, teny amin'ny Monasitera Masina Maria Ambohimanjakarano Mahitsy...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.