• Maherin'ny 1.400 ny isan'ireo tsy fanarahan-dalàna sy osoka mahakasika ny fikasàna hanondrana volamena antsokosoko tany ivelany, ho an'ny taona 2024 raha ny nambaran'ny tale jeneralin'ny fadintseranana Malagasy...
  • Hanao hetsika diabe am-pilaminana iarovana ny safidim-bahoaka ny kandidà Rolland Ratsiraka ny sabotsy izao...
  • Hamafisina ny ady amin'ny doro-tanety sy tavy eto Madagasikara, nisy ny fivoriana nandinihana ny momba izany androany...
  • Hanafaka gadra miisa 553 ho fanamarihana ny taon-jôbily 2025 ny fitondram-panjakàna any Cuba...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...