• Mikisaka mianatsimo ilay rivo-doza Dikeledi atsy amin'ny lakandranon'i Mozambika. Tany amin'ny 543 km avaratra somary andrefan'i Morombe no nisy ny foibeny tamin'ny 3 ora tolakandro. Ho mafy ny rivotra entiny any amin'ny morontsiraka atsimo andrefan'ny nosy...
  • Mahazo rano ny tanimbary any amin'ny lemak'Alaotra. Manararaotra izany ny tantsaha ka ao anatin'ny fanetsana ireo izay mbola tsy nahavita izany. Tsy ho toa ny isan-taona anefa ny voka-bary amin'ity taona ity hoy izy ireo...
  • Manao antso avo amin'ny ministra tompon'anrdaikitra sy ny Bianco hanara-maso ny fitsaràna ny raharaham-pifidianana any aminy ny kandidà ben'ny tanàna ao Antsiranana. Manahy ny fisian'ny trangana kolikoly izy ireo...
  • Miditra amin'ny andro faharoa androany ny fitokonana faobe tarihan'ny mpanohitra atsy Mozambika Toherin'izy ireo hatramin'ny farany ny voka-pifidianana tamin'ny 9 oktobra lasa teo...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...