• Hikisaka mianatsimo atsinanana manomboka anio ny foiben'ny rivo-doza Dikeledi. Handalo ny manodidina ny 200 km miala ny morontsiraka atsimo andrefan'ny nosy izy, amin'ny tanjaka rivo-doza mahery vaika...
  • Fitoriana momba ny fifidianana 51 no niakatra fitsaràna teny amin'ny Tribonaly misahana ny ady amin'ny Fanjakàna Anosy omaly. Anisan'ireny ireo raharaha ifampitorian'ireo sasany ho an'ny fifidianana ben'ny tanànan'Antananarivo...
  • Miantso fitoniana ny filohan'ny Antenimieram-pirenena eo am-piandrasana ny vokatra ôfisialy ny fifidianana ben'ny tanàna sy mpanolontsaina. Tany demôkratika i Madagasikara hoy izy...
  • Niovitrovitra ny tany, tany amin'ny prefektioran'ny Myazaki any amin'ny nosy Kyushu any Japon omaly hariva, nahiana ny nisian'ny Tsunami tany an-toerana...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...