• Tany amin'ny 475 km avaratra andrefan'i Besalampy no nisy ny foiben'ilay rivo-doza Dikeledi tamin'ny 3 ora tolak'andro teo...
  • Miantso ny vahoaka Malagasy sy ireo mpisehatra pôlitika hiandry amim-pitoniana ny fivoahan'ny voka-pifidianana ôfisialy ny filohan'ny Antenimieram-pirenena Tokely Justin...
  • Raharaham-pitsaràna miisa 51 no niakatra Fitsaràna androany teny amin'ny tribonaly misahana amin'ny ady amin'ny fanjakàna, isan'izany ny fitoriana nataon'ny kandidà Tojo Ravalomanana ny kandidàn'ny IRMAR Herilala Ramanantsoa...
  • Nandefa Telegrama nosoniavin'ny Kardinaly Pietro Parolin any amin'ny Arsevekan'i Los Angeles Mgr José Gomez i Papa François, manoloana ny firehetan'io tanàna io ankehitriny...

[Miara-dàlana] Zoma 14 aogositra 2026

• Solontena 37 avy amin'ny diosezy 20 amin'ny 22 no nandray anjara tamin'ny fiofanana momba ny fampiharana ny Eglizy miara-dia... •Nantsoin'ny Ray handray ny valin-kasasarany teo amin'ny faha-89 taonany i P. Baigny Dezy... •Hankalazaina any Jourdanie amin'ny 2030 ny faha-2000 taonan'ny nanaovana Batemy an'i Jesoa...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...