• Mivoatra tsikelikely ka nitombo hery indray ao amin'ny lakandranon'i Môzambika ilay rivo-doza Dikeledi ; tany amin'ny 370 km avaratra andrefan'i Besalampy no nisy ny foibeny ny maraina teo...
  • Misy banky mamporisika ireo mpanangom-bokatra sy ny tantsaha hanafim-bary hoy ny Federasiôn'ireo mpiaro ny zon'ny mpanjifa F3M. Nilaza ny nanao fanadihadiana momba izany izy ireo...
  • Mirongatra hatrany amin'ny faritra maro ny doro tanety ankehitriny. Nirehitra ihany koa omaly ny ala ao Bezavo Taolagnaro. Trangan'afo 6 no noezahina nofehezina any amin'ny Faritra Anôsy...
  • Efa manakaiky ny fialàn'ny filoha amerikàna am-perinasa Joe Biden. Nanao veloma amin'ny lafiny pôlitika ity filoha ity, mialohan'ny hialàna eo amin'ny fitondràna...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...