Voamarina tamin'ny "audite" natao fa nisy nitsofoka ankeriny tokoa ny "site web" an'ny CENI araka ny fampahafantarana nataon'izy ireo omaly, efa eny am-pelatanan'ny Fitsarana ny valin'izany hanohizana ny fanadihadiana...
Hatahorana ho ripaka ato anatin'ny 25 taona ho avy ireo ala mitahiry ireo harena voahajanahary raha jerena amin'izao fihazakazaky ny fanimbana tontolo iainana misy eto Madagasikara izao hoy ny fikambanan'ireo "tours opérateurs" eto amin'ny nosy...
Miha manakaiky ny tendrony avaratr'i Madagasikara ilay rivo-doza DIKELEDI ahiana ny hisian'ny tondra-drano sy ny fiakaran'ny rano vokatry ny rotsak'orana be loatra...
Ny jeneraly Joseph Aoun no nofidian'ireo solombavambahoaka ho filoham-pirenena any Liban, lany tamin'ny tsanga-tanana 99/128 ny tenany...
• Nanentana ny kristianina rehetra, hivavaka sy handini-tena, ny avy eo anivon'ny Fiombonan'ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara, tamin'ny hafatra navoakan'izy ireo ny zoma 26 septambra 2025... • Tontosa ny sabotsy 27 septambra 2025, ny famindrana ny taolambalon'i Mompera Vladimir, izay tany amin'ny Diosezin'i Toamasina, ho ao amin'ny fasan'ny Fikambanana ao Ambohidratrimo Antananarivo... • Notontosaina ny sabotsy 27 septambra 2025 ny fitsofan-drano ny fasana ary ny famindrana ireo pretra sy frefra miisa 13 efa nialoha lalana, teny amin'ny Monasitera Masina Maria Ambohimanjakarano Mahitsy...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.