• Miha-manakaiky an'i Madagasikara ilay rivo-doza DIKELEDI ; ahiana ny tondra-drano sy ny fiakaran'ny rano any amin'ny tapany avaratry ny nosy, vokatry ny rotsak'orana betska...
  • Misy mandrahona hisambotra ireo mpitarika hetsika mitaky ny hamiliana ny zotran'nilay lalambe migodana eny Anosiarivo-Ambohimanga Rova. Tsy raikitra ny hetsika saika nataon'izy ireo androany...
  • Vao mainka hiakatra 5.000Ariary ny kilaon'ny vary, raha tsy ferana ny vidiny amin'izao, hoy ny PMH, nitondra fanazavàna ity fikambanana ity momba ny anton'ny fidàngan'ny vidim-bary ankehitriny...
  • Mandravarava ny afo any Los Angeles any Etazonia. Mponina maherin'ny 100.000 no voatery nandao ny toeram-ponenany noho izao firehetana goavana any an-toerana izao...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 20 jolay 2026

• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...