• Notanterahana teny amin'ny Lapam-panjakàna Iavoloha omaly ny filan-kevitry ny ministra voalohany amin'ity taona ity. Lafin-javatra maro mahakasika ny fiainam-pirenena no noresahana nandritra izany...
  • Nitory ny tompon'andraikitra namoaka vaovao tsy marina momba ny antoko teny amin'ny pôlisy misahana ny heloka an'habaka Cybercriminalité teny Anosy omaly tolak'andro ny antoko Hery Vaovaon'i Madagasikara, notarihan'Adriamatoa Rivo Rakotovao ; nambara fa mamatsy vola fikasana hanongam-panjakàna ataon'ny olona iray efa maty ny antoko...
  • Nanomboka omaly eny Anosy ny fitsaràna momba ny raharaham-pifidianana ny 11 desambra teo ho an'ny eto amin'ny Faritanin'Antananarivo. Mila mazava amin'ny olom-pirenena sy ny mpiantsehatra ara-pôlitika rehetra ny andraikitry ny Fitsaràna misahana ny ady amin'ny Fanjakàna hoy ny Safidy...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...